mercredi 17 août 2016

Fihaonamben'ny Tia Tanindrazana

Miantso antsika Tia Tanindrazana aty dilambato hihaona sy handinika ny momba ny hoavin'i Madagasikara. Hodinihintsika miaraka amin'izany indrindra ny fanohanana ny filatsahan'ny filoha RAVALOMANANA ho fidiana amin'ny 2018. Tongava maro fa mila antsika ny Tanindrazana .

" Hiara-hitondra fandrosoana,
Ny fandresena no imasoana,
Hiara-hiasa ho fahombiazana,
Hanarina ny Tanindrazana "


Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire


Le GTT INTERNATIONAL, collectif de la diaspora malagasy, dont le siège est à Genève (CH), poursuit un double objectif: la restauration de l'Etat de droit et le rétablissement de la Démocratie à Madagascar. Il prône et oeuvre pour la liberté d'expression, la prise de conscience citoyenne et la mise en place d'une vraie démocratie dont l'exigence première est la tenue d'un processus électoral inclusif, libre et transparent ".